Za Sy Orange dia une application maimaim-poana ho an'ny mpanjifa Orange Madagascar ahafahana :
Orange Max it - Madagascar
What is it about?
Za Sy Orange dia une application maimaim-poana ho an'ny mpanjifa Orange Madagascar ahafahana :
App Screenshots
App Store Description
Za Sy Orange dia une application maimaim-poana ho an'ny mpanjifa Orange Madagascar ahafahana :
- Mitantana ny kaonty Orange (mamahana, mandefa fahana, mitsidika ny solde, mividy tolotra, Lany Credit, sns.)
- Miditra amin'ny services isan-karazany sy application Orange hafa
- Miditra amin'ny sercice client (FAQ, numerao ahazoana ny service client, adiresin'ireo botika Orange)
Manombok'izao, tsy voatery mitadidy ireo kaody idirana amin'ny tolotra Orange intsony ianao!
----------------------------------------------------------------------------------------------
Conditions :
- Fampiasana : application Za Sy Orange dia azo ampiasain'ny mpanjifa Orange rehetra izay ao anatin'ny tambazotra Orange Madagascar.
- Téléchargement : afaka alaina amin'ny alalan'ny Wifi na avy amin'ireo tolotra aterineto Orange.
- Vidiny : ny fampiasana anatin'ny application dia maimaim-poana ao anatin'ny tambazotra Orange (ankoatra ny localisation agences sy botika Orange).
----------------------------------------------------------------------------------------------
Manana fanontaniana na soso-kevitra ve ianao? afaka alefanao amin'ny mailaka: contact.oma@orange.com
Araho izahay ao amin'ny Twitter sy Facebook :
https://twitter.com/orange_mg
www.facebook.com/orangemada
AppAdvice does not own this application and only provides images and links contained in the iTunes Search API, to help our users find the best apps to download. If you are the developer of this app and would like your information removed, please send a request to takedown@appadvice.com and your information will be removed.